|
|
|
|

Teny iditra1  lasam-borona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Tovy hevitra  4  lasam-binany
Singan-teny  5  lasa, vorona
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny lasam-borona io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05