Teny iditra mainnyafonatsangany > main' ny afo natsangana
Singan-teny may ; afo ; atsangana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ main' ny afo natsangany ] Enti-milaza ny olona ivalian' ny ratsy nataony; voan' ny nataony ihany
Mitovy hevitra: mandrora mitsilany ~ mpivaro-drano tratr' orana [1.1]