|
|
|
|

Teny iditra1  miandry vava latsaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy
Singan-teny  4  miandry, vava, latsaka
Tovy hevitra  5  miandry kendry tohina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10