Teny iditra | 1 mihady levenam-bola |
Singan-teny | 2 mihady, levenam-bola |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |