Teny iditra misakan-dalana (sakana, lalana)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mibahana eo amin' izay alehan' ny sasany; enti-milaza ny jiolahy misakana ny mpandeha mba handrobana azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31