Teny iditra misongy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza omby sady mitrongy tany amin' ny tandrony no somary mitrifana ary manainga rambo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misongy
Ny lasa : nisongy
Ny hoavy : hisongy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31