|
|
|
|

Teny iditra1  ondrikely malahelo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo
Singan-teny  4  ondry, kely, malahelo
Tovy hevitra  5  ondrikely kamboty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10