Teny iditra | 1 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho |
Singan-teny | 2 raha, mihenjana, mahazaka, ianao, midiridiry, amponga, aho |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Tovy hevitra | 4 raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |