|
|
|
|

Teny iditra1  sanga mitsinjo ranovola
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ilay sanga eo anoloana izay randranina hikirazorazo
Singan-teny  4  sanga, mitsinjo, ranovola
Tovy hevitra  5  sanga-mangata-dranovola

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10