Teny iditra tsongoloka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona na zavatra mianjera na miondrika ka ny lohany lasa ambany ary ny tongony na ny vatany ambony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31