|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mifaditrovana
Fototeny  2  tsy, mifaditrovana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] injuste, cruel, sans pitié
Ohatra  5  [2.324] Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana.
6  [2.472] Olona tsy mifaditrovana!
7  [2.5] Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07