|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mifaditrovana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] injuste, cruel, sans pitié
Ohatra  4  [2.324] Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana.
5  [2.472] Olona tsy mifaditrovana!
6  [2.5] Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy.
Singan-teny  7  tsy, faditr' ovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12