Teny iditra (1/2) | 1 zakarandahy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry |
Ohatra |
4 Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [2.356] |
Tsipelina hafa | 5 zakarandaha |
Teny iditra (2/2) | 6 Zakarandahy |
Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (solon' anarana) |
Voambolana |
8 Haisoratra: mpanoratra |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Samuël Rajaobelison [1.11] |
Ohatra |
10 Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [2.314#10] |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Anarana indrana 12 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy |
Fivaditsoratra | 13 Zakarandahy, zakarandahy, Zakarandahy, zakarandahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |