Teny iditra |
f
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy,
mitonona hoefi nafe.
Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra
(latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa
amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man,
izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra). [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | La cinquième lettre et troisième consonne de
l'alphabet malgache. [1.3]
|
Mpanahaka |
abidỳ |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Lahatsoratra |
Sary |
|
|
Teny iditra |
f~
|
Sokajin-teny | tovona
|
|
Teny iditra |
F
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Singa mietona, fahasivy amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Fluorine [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fluor [3.1]
|
Voambolana |
|