Teny iditra io
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany: Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy That; plur. ireo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Celui-là; plur. ireo [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01