Teny iditra ireto (ito)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds [1.2]
 These quite near (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux-ci, celles-ci; ces [1.3]
 Ceux-ci, tout près (visibles) [1.8]
Ohatra 
1Tsy nisy niteny ireto namany. [2.499]
2Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [2.48]
3Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21