Teny iditra |
ise
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Used familiarly for You, You sir. [1.2]
|
| You (singular) used familiarly between men [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tu [1.8]
|
Fanazavàna teny italianina | Tu [1.18]
|
Sampanteny |
Mpanahaka |
ianao ~
ialahy |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|