Teny iditra |
izay
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Who, whom, which, that [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui, que, à qui, à quoi [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
izay
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | Now [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maintenant [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
izay tratra |
|
|
|
Teny iditra |
izay
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny anglisy | Exclamation of approval; that's it ! [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | C'est bien cela ! [1.8]
|
|