Teny iditra | m
![]() | ||
Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra faharoa ambin'ny folo ary renisoratra fahasivy amin'ny abidy malagasy. [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Douzième lettre et neuvième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | ||
Mpanahaka | abidỳ | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny abidia | ||
Lahatsoratra | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
Sary |
| ||
Teny iditra | m~ | ||
Sokajin-teny | tovona | ||
Teny iditra | M
![]() | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Marika romana izay milaza ny isa 1.000 [3.1] | ||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03 |
![]() |