Teny iditra | retsy | ||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsy, fa raofim-potsiny ny trondro eto [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | ô vous, vous autres; employé qu'entre femmes et uniquement pour appeler [1.20] | ||
Ohatra | Izao retsy no izy a:
[2.472] | ||
Tovy hevitra | retsiana | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||
Fivaditsoratra | retsy, ritse, setry, tsery |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |