Teny iditra |
s
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra
fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts:
Zavatra soa = zavatsoa.
Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa,
ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao:
Man + soratra = manoratra. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dix-septième lettre et treizième consonne de
l'alphabet malgache. [1.3]
|
Mpanahaka |
abidỳ |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Lahatsoratra |
Sary |
|
|
Teny iditra |
S
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Solifara.
Singa mivaingana, faha-16 amin'ny
fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sulfur. [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Soufre. [3.1]
|
Voambolana |
|