Teny iditra | tsinjo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny Hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay [1.1] | |||||||||||||||
Ohatra | Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka.
[2.470] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsinjo io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
![]() |