Teny iditra |
v
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra
fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy,
izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny:
Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana;
marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man
mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b
ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly),
indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de
l'alphabet malgache. [1.3]
|
Mpanahaka |
abidỳ |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Lahatsoratra |
Sary |
|
|
Teny iditra |
V
 |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
V
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Vanadium [3.1]
|
Voambolana |
|