Teny iditra | zavona | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Mist, fog [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Brouillard [1.3, 1.8] | |||||||||
Brume [1.8] | ||||||||||
Ohatra |
| |||||||||
Voambolana | Haitoetrandro | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zavona io | |||||||||
Fivaditsoratra | vazano, zavona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
![]() |