Teny iditra Allium
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Allium ascalonicum tongolomadinika
Allium cepa mangafaka, tongolo, tongolobe, tongolombazaha, tongolonakanga, tongolovazaha, zoainiao
Allium porrum tongolo
Allium sativum tongologasy, tongolonkova
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21