Teny iditra | anakao (aka) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anakana | |
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | |
Teny iditra | Anakao | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Ohatra | Tonga tao Anakao izy dia nijanona elaela tao ary nifindra nankany Fiherenana.
[2.508] | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Fangi-bolantany | -23.6666667, 43.65 | |
Teny iditra | Anakao | |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | |
Mpanoratra | Rakoto Odeam | |
Voambolana | Haisoratra: boky | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Fivaditsoratra | akaona, anakao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |