Teny iditra | 1 Andrangoloaka |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.48] Tamy ny Rabodonandrianampoinimerina vao nisy olona nonina dia mianatsimo any andrangoloaka. 4 [1.298] Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? |
Voambolana |
5 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Singan-teny | 6 rango, loaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |
![]() |