Teny iditra antomboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Trano tsy misy rindrina eny amin'ny tavy izay hipetrahana mandrapahavita ny vary [1.78]

Teny iditra Antomboka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Autre nom de Diégo-Suarez (lòvoko). [1.19]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31