Teny iditra Damalahy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  Radama [3.1]
Ohatra Fa ny nofoko no hilevina, fa ny fanahiko sy ny saiko hitoetra aminareo sy Damalahy hiany. [2.48]
Voambolana 
Tovy hevitra Dama ~ Ilaidama ~ Lahidama ~ Radama

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31