Teny iditra Delonix
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Delonix adansonioides fengoky, fingoko
Delonix boiviniana fengoke
Delonix decaryi fengoky, fingoko
Delonix leucantha alamboronala, fengoka, hidy
Delonix regia alamboronala, monongo, tanaho, volotsara
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21