Teny iditra Evanjely
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany
Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika
Mitovy hevitra: Vaovao mahafaly ~ filazantsara [1.1]
Ohatra 
1Vita ny vakiteny ny Evanjely, dia niteny i Mompera! [2.270]
2Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny Evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema. [1.369]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: Évangile.
Tsipelina hafa 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21