Teny iditra hira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Lalao, kilalao, hehy [1.78]
 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
(Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Fanazavàna teny anglisy A song; music; play [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chant [1.3, 1.8]
 Airs, musique vocale
Action de s'amuser avec des objets [1.3]
 Musique; jeux [1.8]
Ohatra 
1Hira inona no nohiraintsika? [2.270]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : hira, hirako, hiranao, hirany, hirantsika, hiranay, hiranareo, hiran', hiran-, hiram-
Tovonana : -kira, -kirako, -kiranao, -kirany, -kirantsika, -kiranay, -kiranareo, -kiran', -kiran-, -kiram-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra hira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Anaran-gidro [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
Anarana siantifika Lemur catta
Voambolana 
Tovy hevitra hirana
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro
Sary 

Teny iditra Hira
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Hirah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Hira [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Hi
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Zanak' i Aksesa [2.996]
 Ira [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Ira [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14