Teny iditra Ikakibe
Singan-teny Ikaky ; be
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Grand-père [1.3]
Ohatra 
1Hanao inona àry Ikakibe? [2.442]
2Nony efa tapitra dia mihohoka amin' ny tany izy ka manao hoe: "Mihainoa, ry Ikakibe any ambanin' ny tany; [2.69]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28