Teny iditra | Joda | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Joda: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996] | |
Jude: one of the books of the Bible [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Jude: un des livres de la Bible [2.996] | |
Ohatra | Izany boky izany dìa nandraisan' i Joda teny
[1.38] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Lahatsoratra | [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Joda] | |
Teny iditra | Joda | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Joda [2.996] | |
Judah [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Juda [2.996] | |
Ohatra | Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda;
[2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Joda | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |