Teny iditra (1/2) | 1 lohalambo |
Singan-teny | 2 loha, lambo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalambo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 cintre, plein-cintre, ogive, voûte, arcade, arceau [1.3#408] |
Tovy hevitra | 6 andohalambo |
Teny iditra (2/2) | 7 Lohalambo |
Singan-teny | 8 loha, lambo |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
10 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny Lohalambo io |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 13 Lohalambo, lohalambo, Lohalambo, lohalambo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |