Teny iditra malakia (laky)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra malaky [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Arrivez vite! puisse! [1.3]

Teny iditra malakia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Tanimboly [1.78]

Teny iditra Malakia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Malakia: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Malachi: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Malachie: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13