Teny iditra maloka (aloka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka
Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2]
 Cloudy, somber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nuageux, sombre [1.3, 1.8]
 Ombragé [1.3]
Ohatra 
1Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
2Maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra maloka
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mbola, aloha [1.78]

Teny iditra Maloka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Malluch [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Malluk [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Melòka
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20