Teny iditra | mandrevo (revo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'enfoncer comme dans la boue [1.8] | ||||||
Ohatra | Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany.
[2.472] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | Mandrevo (man-, revo) | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||||
Fangi-bolantany | -19.2666667, 47.4333333
-18.9666667, 46.9333333 -18.9666667, 46.75 | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |