Teny iditra mesa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Tanosy] Antsy [1.78]
  [Tanala] Antsy, zavatra azo andidian-javatra [1.78]
Tovy hevitra amesa

Teny iditra mesa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Amin'izany [1.78]

Teny iditra Mesa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Mesha [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Mésha [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31