Teny iditra mpitsara (tsara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A judge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Juge [1.8]
Ohatra 
1Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. [2.324]
2dia manam-pahefana ny Mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123]
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra Mpitsara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Mpitsara: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Judges: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Juges: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/17