Teny iditra | nirina (iry) | ||
Sokajin-teny | ny lasan' ny matoantenin' ny iharana irina | ||
Ohatra | Voan-kazo nirina hianao akondro notadiavina ka na seranin-dolo aza dia tsy havela tsy akory fa raha matin-java-nirina zana-mamba natelin-dreniny ka lanin'ny kibo nitoerana [2.131] | ||
Teny iditra | Nirina | ||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||
Voambolana | Tantara: olona | ||
Anaran' olona |
| ||
Fivaditsoratra | nirina, raniny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |