Teny iditra |
osa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Feeble, weak; coward [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
|
| Faible, poltron [1.8]
|
Ohatra |
1 | Antitra sy osa ny raiko.
[2.270]
|
2 | Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny.
[2.643]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
osa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Osa
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Osa [2.996]
|
| Uz [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Uç [2.996]
|
Ohatra | Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa.
[2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Lahatsoratra |
|