Teny iditra |
Rangory
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Ohatra | Rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao
[2.48]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Rangory
|
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana
|
Ohatra |
1 | izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao.
[2.472]
|
2 | Nandre ny lazanao aho Rangory monina anosy nita lakana omaly aho ka nitsipa-dakana indray izany hianao hono raha tsy ariary folo lelavola tsy mandeha
[2.131]
|
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Rangory
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|