Teny iditra |
tambahoaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly]
kinaoly, olona zeny
[1.78]
|
|
Teny iditra |
Tambahoaka
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny malagasy | [ Antambahoaka ] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy
Namorona. Renivohiny: Mananjary
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ Antambahoaka ] Petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona
et la
Namorona.
Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304.
[1.11]
|
| [ Antambahoaka ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Sakaleona
et
Namorona
(ville principale: Mananjary)
[tohiny 1.5]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|