Teny iditra zanakalondrano
Singan-teny zanaka ; kalo ; rano
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Imbécile, niais [1.3]
Ohatra Nanan-janaka vavitokana, tsy ary ambony, tsy ary ambany, izy, nefa tsy hendrihendry loatra razazavavy, fa zanakalondrano, ka ondranondranana. [2.69]

Teny iditra Zanakalondrano
Singan-teny zanaka ; kalo ; rano
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une caste peu civilisée [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01