Teny iditra aeroplanina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  voromby, fiaramanidina [3.1]
Ohatra 
1Ny fikarohan' ny olomahay no nahavitany ny aeroplanina, ny otomobilina, ny milina isan-karazany. [2.332]
2Aeroplanina mahay mipetraka an-drano no tonga voalohany (hydravion) vao tonga ny aeroplanina mahay mipetraka amin' ny tany. [2.113]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: aéroplane.

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/01