Teny iditra afero
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The bile, the gall, the gall-bladder [1.2]
 Bile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bile, fiel, la vésicule qui le contient [1.3]
 Bile, fiel [1.8]
Ohatra Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka! [2.1022]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra afero
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mangidy dia mangidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bitterness, costly. [mal ampada(?).] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Amertume, aigreur [1.3]
 Amertume [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra afero (fetra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afetra [fitanisana]

Teny iditra afero (afitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aferina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19