Teny iditra afonangatra
Singan-teny afo ; angatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Feu follet [1.3]
Ohatra Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [2.48]
Voambolana 
Tovy hevitra afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09