Teny iditra afontsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Akondro [1.78]
 Karazan' akondro vaventy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La grande banane, bananier qui la produit [1.3]
  [Betsimisaraka] (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [1.196]
Anarana siantifika Musa sapientum
Ohatra Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31