Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fangalana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de prendre, d'aller chercher [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
akà
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fodiana (adala na marary...), safary. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [root not in use] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Simulation d'ignorance, feinte [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Rankizy [1.78]
|
| Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao [1.1]
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisintonan'ny ranomasina [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Marée basse [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Accustomed to, familiar with, clever, skillful. Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Accoutumé à, habile à [1.19]
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Tsy, aza [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava]
Same as aza
[1.2]
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Ise [1.78]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Anaram-borona, angaka
[1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana [1.78]
|
Voambolana |
|